Tongasoa eto @valahara web an’i Ralama.fr

Tongasoa !

Faly mandray anao izahay ato amin’ny ralama.fr :

Sahirana amin’ny fitadiavana mpaka sary mahay aho ?

Aiza no hahitako olona afaka maka sari-mihetsika na vidéo ao amin’ny sehatra misy ahy ?

Izahay dia manamaivana anao amin’ny firaketana an-tsary sy an-tsari-mihetsika ny « évènement » ilàna an’izany.


Araho hatrany tambazotra misy anay !